plt_tn/jdg/14/19.md

1013 B

tonga tampoka tamin-kery tao amin'i Samsona

Ny teny hoe "tonga" dia midika fa nitarika an'i Samsona ny Fanahin'i Yaveh. Amin'ity tranga iray ity, dia nataony tena natanjaka izy. DH: "nataony tena natanjaka Samsona" na "nataony tena nahery Samsona''

namono telopolo tamin'ny lehilahin'izy ireo

"namono 30 tamin'ny lehilahin'izy ireo"

lehilahin'izy ireo

"ireo olona izay nonina tao"

nobaboin-('izy)

zavatra alaina amin-kery, matetika aorian'ny ady na fifanandrinana.

ny akanjon'izy ireo

Anisan'ny zavatra nalainy tao Askelona izany. DH: "ireo akanjo izay nalainy"

Tamim-pahatezerana mafy

"tezitra mafy"

niakatra tany amin'ny tranon'ny rainy izy

Ny teny hoe "niakatra" dia nampiasaina satria tany Timna izay toerana iva nohon'ny toeram-ponenan'ny rainy i Samsona.

Natolotra ny namany akaiky azy indrindra ny vadin'i Samsona

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "nomen'ny raim-badiny ho an'ny namany akaiky azy indrindra izy"

namany akaiky azy indrindra

"tena namany"