# tonga tampoka tamin-kery tao amin'i Samsona Ny teny hoe "tonga" dia midika fa nitarika an'i Samsona ny Fanahin'i Yaveh. Amin'ity tranga iray ity, dia nataony tena natanjaka izy. DH: "nataony tena natanjaka Samsona" na "nataony tena nahery Samsona'' # namono telopolo tamin'ny lehilahin'izy ireo "namono 30 tamin'ny lehilahin'izy ireo" # lehilahin'izy ireo "ireo olona izay nonina tao" # nobaboin-('izy) zavatra alaina amin-kery, matetika aorian'ny ady na fifanandrinana. # ny akanjon'izy ireo Anisan'ny zavatra nalainy tao Askelona izany. DH: "ireo akanjo izay nalainy" # Tamim-pahatezerana mafy "tezitra mafy" # niakatra tany amin'ny tranon'ny rainy izy Ny teny hoe "niakatra" dia nampiasaina satria tany Timna izay toerana iva nohon'ny toeram-ponenan'ny rainy i Samsona. # Natolotra ny namany akaiky azy indrindra ny vadin'i Samsona Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "nomen'ny raim-badiny ho an'ny namany akaiky azy indrindra izy" # namany akaiky azy indrindra "tena namany"