28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
# Halanao aho! tsy tia ahy ianao
|
|
|
|
Naverin'ny vadin'i Samsona izany teny izany mba hisongadina. DH: "Tsy tena tia ahy ianao"
|
|
|
|
# ankamantatra
|
|
|
|
lalao iray izay ahitana olona mametraka fanontaniana sy mpilalao tsy maintsy mitady ny valin'ilay fanontaniana.
|
|
|
|
# Jereo aho
|
|
|
|
Izany dia fomba fiteny mba hisintonana ny sain'ny olona. Eto ny hoe "jereo'' dia midika hoe "henoy." DH: "Henoy aho" na "Mifantoha amin'izay ho lazaiko"
|
|
|
|
# raha tsy nilaza tamin'ny raiko na ny reniko aho, dia tokony hiteny aminao ve?
|
|
|
|
Nibedy azy Samsona rehefa nangataka taminy ny mba hilazany ny valiny izy. Azo avadika ho fehezanteny tsotra ihany koa izany fanontaniana izany. DH: "Tsy mbola nilaza tamin'ny raiko sy ny reniko aho. Dia tsy hilaza aminao aho." na "Tsy tokony hangataka ny hilazako izany ianao, satria tsy mbola nilaza tamin'ny ray aman-dreniko aho, ary izy ireo no akaiky amiko kokoa noho ianao."
|
|
|
|
# nandritra ny fito andro naharetan'ny fanasana
|
|
|
|
Ny mety ho dikany dia 1) "nandritra ny fito andron'ny fanasan'izy ireo" na 2) "nandritra ny fito andro faran'ny fanasana."
|
|
|
|
# ny andro fahafito
|
|
|
|
"ny andro faha 7"
|
|
|
|
# nanery mafy azy izy
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "nanery" dia midika hoe "nandodona." DH: "Nandodona azy mba hilaza aminy"
|