plt_tn/jdg/14/07.md

24 lines
579 B
Markdown

# nahafinaritra an'i Samsona izy
Izany dia midika fa noheverin'i Samsona fa tsara tarehy izy. "Mahafinaritra ahy hatsaran-tarehiny" na "Nihevitra izy fa tsara tarehy tokoa izy"
# nivily lalana izy
Izany dia midika fa nandao ny lalany izy mba hanao zavatra hafa. DH: "nandao ny lalany izy"
# sisa tavela
"fatim-biby"
# Ary, indro, nisy andian-tantely
Eto ny teny hoe "indro" dia ampiasaina mba hisarihana ny sain'ny mpamaky amin'ny zavatra tsy ampoizina mitranga ao amin'ny tantara. DH: "Nahita andian-tantely izy"
# andian-
"biby kely be dia be"
# Nangoniny
"nalainy"