plt_tn/jdg/14/07.md

579 B

nahafinaritra an'i Samsona izy

Izany dia midika fa noheverin'i Samsona fa tsara tarehy izy. "Mahafinaritra ahy hatsaran-tarehiny" na "Nihevitra izy fa tsara tarehy tokoa izy"

nivily lalana izy

Izany dia midika fa nandao ny lalany izy mba hanao zavatra hafa. DH: "nandao ny lalany izy"

sisa tavela

"fatim-biby"

Ary, indro, nisy andian-tantely

Eto ny teny hoe "indro" dia ampiasaina mba hisarihana ny sain'ny mpamaky amin'ny zavatra tsy ampoizina mitranga ao amin'ny tantara. DH: "Nahita andian-tantely izy"

andian-

"biby kely be dia be"

Nangoniny

"nalainy"