plt_tn/jdg/13/24.md

668 B

ravehivavy

"vadin'i Manoa"

niteraka zazalahy

Entina ilazana ny fahaterahan'ny zaza izany. DH: "nanan-jazalahy"

Nihalehibe

"lehibe" na "matotra"

Nanomboka nanetsika azy... ny Fanahin'Andriamanitra

Eto ny fomba nitarihan'ny Fanahin'Andriamanitra an'i Samsona dia ampitahaina amin'ny sotro manampy sakafo ao am-bilany. DH: "Nanomboka nitarika an'i Samsona ny Fanahin'i Yaveh"

Mahana-dana ... Estaola

Mahana-dana dia anarana toby vonjimaika iray izay nonenan'n fokon'i Dana raha mbola nitady trano ipetrahana maharitra izy ireo. Estaola dia anarana tanàn-dehibe.

Zora

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:1 ny anaran'izany tanàana izany.