plt_tn/jdg/13/24.md

24 lines
668 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ravehivavy
"vadin'i Manoa"
# niteraka zazalahy
Entina ilazana ny fahaterahan'ny zaza izany. DH: "nanan-jazalahy"
# Nihalehibe
"lehibe" na "matotra"
# Nanomboka nanetsika azy... ny Fanahin'Andriamanitra
Eto ny fomba nitarihan'ny Fanahin'Andriamanitra an'i Samsona dia ampitahaina amin'ny sotro manampy sakafo ao am-bilany. DH: "Nanomboka nitarika an'i Samsona ny Fanahin'i Yaveh"
# Mahana-dana ... Estaola
Mahana-dana dia anarana toby vonjimaika iray izay nonenan'n fokon'i Dana raha mbola nitady trano ipetrahana maharitra izy ireo. Estaola dia anarana tanàn-dehibe.
# Zora
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:1 ny anaran'izany tanàana izany.