plt_tn/jdg/13/21.md

8 lines
340 B
Markdown

# fa anjelin'i Yaveh izy
Ny teny hoe "izy" dia manondro ilay lehilahy izay hitan'i Manoa sy ny vadiny.
# Ho faty tokoa isika, satria niseho tamintsika Andriamanitra!"
Izany dia midika fa noheverin'izy ireo hahafaty azy Andriamanitra. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "Hahafaty antsika Andriamanitra satria nahita Azy isika"