# fa anjelin'i Yaveh izy Ny teny hoe "izy" dia manondro ilay lehilahy izay hitan'i Manoa sy ny vadiny. # Ho faty tokoa isika, satria niseho tamintsika Andriamanitra!" Izany dia midika fa noheverin'izy ireo hahafaty azy Andriamanitra. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "Hahafaty antsika Andriamanitra satria nahita Azy isika"