plt_tn/jdg/13/12.md

438 B

ireo teninao

Izany dia ilazana izay nolazain'ilay lehilahy. DH: "izay nolazainao"

na inona na inona izay avy amin'ny voaloboka

Eto dia izay sakafo avy amin'ny voaloboka no tian'ilay anjely lazaina. DH: "izay rehetra avy amin'ny voaloboka''

izay ambaran'ny lalàna fa maloto

Ny zavatra izay nolazain'Andriamanitra fa tsy azo hanina dia resahina toy ny hoe tsy madio. Jereo ao amin'ny 13:6 ny nandikanao izany andian-teny izany.