plt_tn/jdg/13/12.md

12 lines
438 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo teninao
Izany dia ilazana izay nolazain'ilay lehilahy. DH: "izay nolazainao"
# na inona na inona izay avy amin'ny voaloboka
Eto dia izay sakafo avy amin'ny voaloboka no tian'ilay anjely lazaina. DH: "izay rehetra avy amin'ny voaloboka''
# izay ambaran'ny lalàna fa maloto
Ny zavatra izay nolazain'Andriamanitra fa tsy azo hanina dia resahina toy ny hoe tsy madio. Jereo ao amin'ny 13:6 ny nandikanao izany andian-teny izany.