plt_tn/jdg/13/03.md

32 lines
882 B
Markdown

# hiteraka zazalahy
Izany dia ilazana ny fahaterahan'ny zaza. DH: "hanan-jazalahy"
# zavatra maloto
Ny zavatra izay nolazain'Andriamanitra fa tsy azo hanina dia resahina toy ny hoe tsy madio.
# Indro
"Mifantoha" na "henoy"
# Tsy hisy hareza ampiasaina amin'ny lohany
Eto ny teny hoe "loha" dia ilazana ny volony. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Tsy hisy olona hanapaka ny volony"
# hareza
Antsy maranitra fanaratana volon'doha.
# Nazirita ho an'Andriamanitra
Izany dia midika fa hatokana ho Nazirita an'Adriamanitra izy. DH: "Nazirita natokana ho an'Andriamanitra" na " hatokana ho Nazirita an'Adriamanitra"
# hatrany an-kibo
Eto ny teny hoe "kibo" dia ilazana ny fotoana izay mbola tsy ahaterahan'ny zaza. DH: "alohan'ny hahaterahany"
# an-tanan'ireo Filistina
Eto ny teny hoe "tanana" dia midika hoe hery. DH: "amban'ny fifehezan'ireo Filistina"