plt_tn/jdg/12/05.md

630 B

Efraima

"tanin'i Efraima"

Nosamborin'ireo Gileadita

"Nofehezin'ireo Gileadita" na "Nosahanin'ireo Gileadita"

fitàna

Izany dia toerana fiampitàna eny ambony rano

Efraimita

"olona avy amin'ny fokon'i Efraima"

Shiboleta...Siboleta

Tsy fantatra mazava ny tena hevitr'ireo teny ireo. Adikao amin'ny fiteninao ireo teny ireo, ary aoka tsy hovaina ny litera voalohan'ny teny dia ny "Sh" sy ny "S" izany.

tonony

"teneno"

Roa arivo sy efatra alina

"42.000"

Roa arivo sy efatra alina ireo Efraimita no voavono

Azo adika tahaka izao ihany koa izany. DH: "Namono Eframaita roa arivo sy efatra alina izy ireo"