# Efraima "tanin'i Efraima" # Nosamborin'ireo Gileadita "Nofehezin'ireo Gileadita" na "Nosahanin'ireo Gileadita" # fitàna Izany dia toerana fiampitàna eny ambony rano # Efraimita "olona avy amin'ny fokon'i Efraima" # Shiboleta...Siboleta Tsy fantatra mazava ny tena hevitr'ireo teny ireo. Adikao amin'ny fiteninao ireo teny ireo, ary aoka tsy hovaina ny litera voalohan'ny teny dia ny "Sh" sy ny "S" izany. # tonony "teneno" # Roa arivo sy efatra alina "42.000" # Roa arivo sy efatra alina ireo Efraimita no voavono Azo adika tahaka izao ihany koa izany. DH: "Namono Eframaita roa arivo sy efatra alina izy ireo"