plt_tn/jdg/10/08.md

28 lines
750 B
Markdown

# Namotika sy nampahory
Ireo teny ireo dia entina anehoana ny fijalian'ireo Israelita. DH: "nijaly mafy"
# valo ambin'ny folo taona
"18 taona"
# izay tany andafin'i Jordana
Izany dia midika hoe tany ampita atsinanan'ny Renirano Jordana.
# izay any Gileada
"Izany faritra izany dia antsoina ihany koa hoe Gileada''
# Joda... Benjamina
"Joda" sy "Benjamina" eto dia entina hanondrona ny vahoakan'ireo foko. DH: "ny vahoakan'ny fokon'i Joda... ny vahoakan'ny fokoni Benjamina"
# ankohonan'i Efraima
Ny teny hoe "ankohonana" dia entina ilazana ny vahoakan'ny fokon'i Efraima. DH: "ny vahoakan'ny fokon'i Efraima"
# mba hampahory mafy an'Israely
"Israely" dia netina ilazana vahoakan'i Israely. DH: "mba hampahory mafy ny vahoakan'i Israely"