plt_tn/jdg/10/08.md

750 B

Namotika sy nampahory

Ireo teny ireo dia entina anehoana ny fijalian'ireo Israelita. DH: "nijaly mafy"

valo ambin'ny folo taona

"18 taona"

izay tany andafin'i Jordana

Izany dia midika hoe tany ampita atsinanan'ny Renirano Jordana.

izay any Gileada

"Izany faritra izany dia antsoina ihany koa hoe Gileada''

Joda... Benjamina

"Joda" sy "Benjamina" eto dia entina hanondrona ny vahoakan'ireo foko. DH: "ny vahoakan'ny fokon'i Joda... ny vahoakan'ny fokoni Benjamina"

ankohonan'i Efraima

Ny teny hoe "ankohonana" dia entina ilazana ny vahoakan'ny fokon'i Efraima. DH: "ny vahoakan'ny fokon'i Efraima"

mba hampahory mafy an'Israely

"Israely" dia netina ilazana vahoakan'i Israely. DH: "mba hampahory mafy ny vahoakan'i Israely"