plt_tn/jdg/10/03.md

732 B

Nodimbiasin'i Jaira ilay Gileadita izy

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Jaira ilay Gileadita no mpitarika nandimby an'i Tola"

Jaira

Anaran-dehilahy izany.

ilay Gileadita

Avy amin'ny fokon'i Gileada i Jaira.

Nitsara ny Israely ... izy

Eto ny hoe "nitsara" dia midika hoe nitarika ny vahoakan'Israely.

Israely

Eto ny hoe "Israely" dia ireo vahoakan'Israely.

roa amby roapolo taona

"22 taona"

telopolo

"30"

Havota-jaira

Izany faritra izany dia nampitondraina anaran'olona iray.

mandrak'androany

Izany dia manondro ny fotoana izay nanoratana ny bokin'ny Mpitsara.

nalevina

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "nalevin'izy ireo izy"

Kamona

Anaran-toerana izany.