plt_tn/jdg/10/03.md

44 lines
732 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nodimbiasin'i Jaira ilay Gileadita izy
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Jaira ilay Gileadita no mpitarika nandimby an'i Tola"
# Jaira
Anaran-dehilahy izany.
# ilay Gileadita
Avy amin'ny fokon'i Gileada i Jaira.
# Nitsara ny Israely ... izy
Eto ny hoe "nitsara" dia midika hoe nitarika ny vahoakan'Israely.
# Israely
Eto ny hoe "Israely" dia ireo vahoakan'Israely.
# roa amby roapolo taona
"22 taona"
# telopolo
"30"
# Havota-jaira
Izany faritra izany dia nampitondraina anaran'olona iray.
# mandrak'androany
Izany dia manondro ny fotoana izay nanoratana ny bokin'ny Mpitsara.
# nalevina
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "nalevin'izy ireo izy"
# Kamona
Anaran-toerana izany.