plt_tn/jdg/10/01.md

499 B

Tola ... Poa ... Dodo

Anaran-dehilahy ireo.

Samira

Anaran-toerana izany.

nitsangana mba hanafaka an'Israely

"tonga mba hanafaka an'Israely" na "lasa mpitarika mba hanafaka an'Israely''

hanafaka an'Israely

Eto ny hoe "Israely" dia ireo vahoakan'Israely.

Nitsara ny Israely ... izy

Eto ny hoe "nitsara'' dia midika hoe nitarika ny vahoakan'Israely.

telo amby roapolo taona

"23 taona"

ary nalevina

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "ary nalevin'izy ireo izy"