plt_tn/jdg/10/01.md

28 lines
499 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tola ... Poa ... Dodo
Anaran-dehilahy ireo.
# Samira
Anaran-toerana izany.
# nitsangana mba hanafaka an'Israely
"tonga mba hanafaka an'Israely" na "lasa mpitarika mba hanafaka an'Israely''
# hanafaka an'Israely
Eto ny hoe "Israely" dia ireo vahoakan'Israely.
# Nitsara ny Israely ... izy
Eto ny hoe "nitsara'' dia midika hoe nitarika ny vahoakan'Israely.
# telo amby roapolo taona
"23 taona"
# ary nalevina
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "ary nalevin'izy ireo izy"