plt_tn/jdg/09/44.md

24 lines
532 B
Markdown

# ireo antoko
"ireo antokon'ny miaramila"
# roa hafa
"2 hafa"
# Niady ... i Abimeleka. Nambabo ny tanàna izy ... Narodany
Eto ny hoe "Abimeleka" dia midika hoe ireo miaramilany. D.H: "Niady ... i Abimeleka sy ireo miaramilany ... Narodan'izy ireo"
# hanohitra ny tanàna
Eto ny hoe "tanàna" dia midka hoe ireo vahoaka. DH: "hanohitra ireo vahoakan'i Sekema"
# Narodany
"Noravany"
# nandrarahany sira izany
"nandrarahany sira ny tany." Ny fandrarahana sira amin'ny tany dia manakana ny zava-maniry mba tsy hitsimoka eo.