plt_tn/jdg/09/44.md

532 B

ireo antoko

"ireo antokon'ny miaramila"

roa hafa

"2 hafa"

Niady ... i Abimeleka. Nambabo ny tanàna izy ... Narodany

Eto ny hoe "Abimeleka" dia midika hoe ireo miaramilany. D.H: "Niady ... i Abimeleka sy ireo miaramilany ... Narodan'izy ireo"

hanohitra ny tanàna

Eto ny hoe "tanàna" dia midka hoe ireo vahoaka. DH: "hanohitra ireo vahoakan'i Sekema"

Narodany

"Noravany"

nandrarahany sira izany

"nandrarahany sira ny tany." Ny fandrarahana sira amin'ny tany dia manakana ny zava-maniry mba tsy hitsimoka eo.