plt_tn/jdg/08/20.md

16 lines
284 B
Markdown

# Jatera
Anaran'ny zanakalahin'i Gideona izany.
# Fa araka ny toetry ny olona ihany ny heriny
Fomba fiteny izany. DH: "Asan-dehilahy izany"
# sarim-bolan-tsinana
Firavaka voatefy misy tendrony roa. Miseho ny endriny rehefa madiva ho saron'ny aloka ny volana.
# ravaka
"haingo"