plt_tn/jdg/08/20.md

284 B

Jatera

Anaran'ny zanakalahin'i Gideona izany.

Fa araka ny toetry ny olona ihany ny heriny

Fomba fiteny izany. DH: "Asan-dehilahy izany"

sarim-bolan-tsinana

Firavaka voatefy misy tendrony roa. Miseho ny endriny rehefa madiva ho saron'ny aloka ny volana.

ravaka

"haingo"