plt_tn/jdg/08/15.md

699 B

Zebaha sy Zalmona

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:4 ireo anarana ireo.

Efa nandresy an'i Zebaha sy Zalmona ve ianao?

Nanonona ny vahoakan'i Sokota i Gideona tamin'ny nametraka izany fanontaniana izany. DH: "Mbola tsy nandresy an'i Zebaha sy Zalmona ianao."

Nalain'i Gideona ... nofaiziny ... narodany

"Gideona" eto dia ireo miaramilany. DH: "Nalain'i Gideona sy ireo miaramilany ... nofaizin'izy ireo ... narodan'izy ireo"

tsilo sy raketa

zavatra matsokotsoko amin'ny hazom-boaloboka na rantsana maranitra afaka manapaka olona na biby. Jereo ao amin'ny 8:6 ny fomba nandikanao izany.

Penoela

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:8 izany anaran-tanàna izany.