plt_tn/jdg/08/15.md

20 lines
699 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Zebaha sy Zalmona
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:4 ireo anarana ireo.
# Efa nandresy an'i Zebaha sy Zalmona ve ianao?
Nanonona ny vahoakan'i Sokota i Gideona tamin'ny nametraka izany fanontaniana izany. DH: "Mbola tsy nandresy an'i Zebaha sy Zalmona ianao."
# Nalain'i Gideona ... nofaiziny ... narodany
"Gideona" eto dia ireo miaramilany. DH: "Nalain'i Gideona sy ireo miaramilany ... nofaizin'izy ireo ... narodan'izy ireo"
# tsilo sy raketa
zavatra matsokotsoko amin'ny hazom-boaloboka na rantsana maranitra afaka manapaka olona na biby. Jereo ao amin'ny 8:6 ny fomba nandikanao izany.
# Penoela
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:8 izany anaran-tanàna izany.