plt_tn/jdg/08/11.md

551 B

Niakatra ... i Gideona

Eto ny hoe "Gideona" dia misolo tena ny miaramilany rehetra. DH: "Niakatra ... i Gideona sy ireo miaramilany"

Nandresy... izy

Eto ny hoe "izy" dia manondro an'i Gideona izay entina ilazana ny miaramila rehetra ihany koa. DH: "Nandresy ... i Gideona sy ireo miaramilany"

Noha sy Jogbeh

Anarana tanàn-dehibe ireo.

Zebaha sy Zalamona

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:4 ireo anarana ireo.

"horohoro"

tahotra mafy dia mafy izay mahatonga ny olona hikoratan-tsaina ka tsy mahavita izay tokony hataony.