# Niakatra ... i Gideona Eto ny hoe "Gideona" dia misolo tena ny miaramilany rehetra. DH: "Niakatra ... i Gideona sy ireo miaramilany" # Nandresy... izy Eto ny hoe "izy" dia manondro an'i Gideona izay entina ilazana ny miaramila rehetra ihany koa. DH: "Nandresy ... i Gideona sy ireo miaramilany" # Noha sy Jogbeh Anarana tanĂ n-dehibe ireo. # Zebaha sy Zalamona Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:4 ireo anarana ireo. # "horohoro" tahotra mafy dia mafy izay mahatonga ny olona hikoratan-tsaina ka tsy mahavita izay tokony hataony.