12 lines
458 B
Markdown
12 lines
458 B
Markdown
# Inona izao zavatra nataonao taminay izao?
|
|
|
|
Tamin'izany fanontaniana fampisainana izany no nitenenan'ny vahoakan'i Efraima mafy an'i Gideona ny amin'ny tsy nampidirany azy ireo tao amin'ny tafiny. Azo adika tahaka izao ihany koa izany. D.H: "Tsy rariny ny fomba nitondranao anay."
|
|
|
|
# tamin'ny Midiana
|
|
|
|
Eto ny hoe "Midiana" dia ireo tafika Midianita.
|
|
|
|
# Nifamaly mafy taminy izy ireo
|
|
|
|
"Nifanditra taminy izy ireo" na "niteny azy tamim-pahatezerana izy ireo"
|