plt_tn/jdg/08/01.md

458 B

Inona izao zavatra nataonao taminay izao?

Tamin'izany fanontaniana fampisainana izany no nitenenan'ny vahoakan'i Efraima mafy an'i Gideona ny amin'ny tsy nampidirany azy ireo tao amin'ny tafiny. Azo adika tahaka izao ihany koa izany. D.H: "Tsy rariny ny fomba nitondranao anay."

tamin'ny Midiana

Eto ny hoe "Midiana" dia ireo tafika Midianita.

Nifamaly mafy taminy izy ireo

"Nifanditra taminy izy ireo" na "niteny azy tamim-pahatezerana izy ireo"