plt_tn/jdg/07/09.md

571 B

Tafio ny toby, fa homeko anao ny fandresena an'izany

Eto ny hoe "toby" dia ilazana ny tafika Midianita manontolo. DH: "Tafiho ao amin'ny tobiny ireo Midianita, fa hanampy anareo handresy azy ireo Aho"

matahotra ny hidina

Azo azavaina amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "matahotra ny hidina hanafika''

Pora

Anaran-dehilahy izany.

dia hatanjaka ny herim-ponao

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "dia hampahery anao izay renao"

toerana fiambenana

toerana manodidina ny tanàna izay fijoroan'ny miaramila itazanana ireo tafika fahavalo