# Tafio ny toby, fa homeko anao ny fandresena an'izany Eto ny hoe "toby" dia ilazana ny tafika Midianita manontolo. DH: "Tafiho ao amin'ny tobiny ireo Midianita, fa hanampy anareo handresy azy ireo Aho" # matahotra ny hidina Azo azavaina amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "matahotra ny hidina hanafika'' # Pora Anaran-dehilahy izany. # dia hatanjaka ny herim-ponao Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "dia hampahery anao izay renao" # toerana fiambenana toerana manodidina ny tanĂ na izay fijoroan'ny miaramila itazanana ireo tafika fahavalo