plt_tn/jdg/06/28.md

430 B

nifoha

"nifoha teo am-pandriana" na "niarina"

rava ny alitaran'i Bala, ary ny Aseraha teo anilany dia voakapa, ary ny omby lahy faharoa dia natao fanatitra teo amin'ny alitara izay vao naorina

Azo adika tahaka izao ihany koa izany DH: "Tsikaritr'izy ireo fa nisy nandrava ny alitaran'i Bala, nisy nikapa ny Aseraha izay teo anilan'izany, ary nisy olona nanorina alitara sy nanao sorona omby lahy faharoa teo ambonin'izany"