8 lines
430 B
Markdown
8 lines
430 B
Markdown
|
# nifoha
|
||
|
|
||
|
"nifoha teo am-pandriana" na "niarina"
|
||
|
|
||
|
# rava ny alitaran'i Bala, ary ny Aseraha teo anilany dia voakapa, ary ny omby lahy faharoa dia natao fanatitra teo amin'ny alitara izay vao naorina
|
||
|
|
||
|
Azo adika tahaka izao ihany koa izany DH: "Tsikaritr'izy ireo fa nisy nandrava ny alitaran'i Bala, nisy nikapa ny Aseraha izay teo anilan'izany, ary nisy olona nanorina alitara sy nanao sorona omby lahy faharoa teo ambonin'izany"
|