plt_tn/jdg/06/25.md

444 B

omby lahy faharoa

Ny teny hoe "faharoa" dia laharan'isa avy amin'ny hoe "roa." DH: "omby lahy hafa"

izay eo anilan'izany

"izay eo anilan'ny alitaran'i Bala"

eo amin'ny tampon'ity toerana fialofana ity

Teny an-tampon'ny havoana ny tanànan'i Ofra. Tany ny fialofana nandosiran'ny Israelita ny Medianita.

aoreno araka ny tokony ho izy izany

"apetraho amin'ny filaharany tsara ireo vato" na "atsangano araka ny tokony ho izy izany"