plt_tn/jdg/06/25.md

16 lines
444 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# omby lahy faharoa
Ny teny hoe "faharoa" dia laharan'isa avy amin'ny hoe "roa." DH: "omby lahy hafa"
# izay eo anilan'izany
"izay eo anilan'ny alitaran'i Bala"
# eo amin'ny tampon'ity toerana fialofana ity
Teny an-tampon'ny havoana ny tanànan'i Ofra. Tany ny fialofana nandosiran'ny Israelita ny Medianita.
# aoreno araka ny tokony ho izy izany
"apetraho amin'ny filaharany tsara ireo vato" na "atsangano araka ny tokony ho izy izany"