plt_tn/jdg/06/22.md

742 B

anjalin'i Yaveh

Ao amin'ny 6:11-24 dia niseho tamin'i Gideona tamin'ny endrika anjely i Yaveh. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 6:1.

Oh, ry Yaveh Andriamanitra!

Ny teny hoe "Oh'' eto dia mampiseho fa natahotra mafy i Gideona.

nifanatri-tava tamin'ny anjelin'i Yaveh

Izany andian-teny izany dia entina ilazana olona roa mifankaiky. DH: "tena nahita ny anjelin'i Yaveh"

Hoy Yaveh taminy

Niresaka tamin'i Gideona avy eny an-danitra i Yaveh.

Mandraka androany

Hatramin'ny fotoana nanoratana ny bokin'ny Mpitsara izany.

Ofra

Adikao toy ny nandikanao azy ao amin'ny 6:11 ny anaran'izany tanàn-dehibe izany.

ny fokon'i Abiezrita

Adikao toy ny nandikanao azy ao amin'ny 6:11 ny anaran'izany vondron'olona izany.