plt_tn/jdg/06/22.md

28 lines
742 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# anjalin'i Yaveh
Ao amin'ny 6:11-24 dia niseho tamin'i Gideona tamin'ny endrika anjely i Yaveh. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 6:1.
# Oh, ry Yaveh Andriamanitra!
Ny teny hoe "Oh'' eto dia mampiseho fa natahotra mafy i Gideona.
# nifanatri-tava tamin'ny anjelin'i Yaveh
Izany andian-teny izany dia entina ilazana olona roa mifankaiky. DH: "tena nahita ny anjelin'i Yaveh"
# Hoy Yaveh taminy
Niresaka tamin'i Gideona avy eny an-danitra i Yaveh.
# Mandraka androany
Hatramin'ny fotoana nanoratana ny bokin'ny Mpitsara izany.
# Ofra
Adikao toy ny nandikanao azy ao amin'ny 6:11 ny anaran'izany tanàn-dehibe izany.
# ny fokon'i Abiezrita
Adikao toy ny nandikanao azy ao amin'ny 6:11 ny anaran'izany vondron'olona izany.