plt_tn/jdg/06/16.md

291 B

Homba anao Aho

Eto ny hoe "homba anao" dia fomba fiteny izay midika fa hanampy sy hitahy an'i Gideona i Yaveh.

tahaka ny olona iray

Afaka azavaina amin'y fomba hafa izany. DH: "ho mora tahaka ny miady amin'ny olona iray"

hametraka izany eo anoloanao

"hametraka izany eo alohanao"