# Homba anao Aho Eto ny hoe "homba anao" dia fomba fiteny izay midika fa hanampy sy hitahy an'i Gideona i Yaveh. # tahaka ny olona iray Afaka azavaina amin'y fomba hafa izany. DH: "ho mora tahaka ny miady amin'ny olona iray" # hametraka izany eo anoloanao "hametraka izany eo alohanao"