plt_tn/jdg/05/29.md

971 B

Ny hendry indrindra tamin'ny andriambaviny

Ny hoe "andriamadikambavy" dia zanaka vavin'ny mpanjaka, fa azo adika ihany koa hoe vehivavy mpanolotsain'ny ankohonan'ny mpanjaka. DH: "vehivavy hendry indrindra"

izy tenany ihany no namaly azy hoe

"niteny izany tamin'ny tenany ihany izy"

Tsy efa nahita sy nizara ny babo ve izy ireo?

Nampiasa izany fanontaniana izany ilay vehivavy mba hanasongadinana fa tena niseho tokoa izany. DH: "Nahazo babo be dia be izy ireo ka mila fotoana lava mba hizarana izany."

Vehivavy iray, na vehivavy roa ho an'ny isan-dahy... ireo nandroba?

Nampiasa izany fanontaniana izany ilay vehivavy mba hanasongadinana fa tena niseho tokoa izany. DH: "Manana vehivavy iray, na vehivavy roa ho an'ny isan-dahy... ireo nandroba."

lamba mena

"lamba miloko" na "akanjo miloko"

peta-kofehy

"tsara zaitra"

am-bozon'ireo nandroba

Eto ny hoe "vozona" dia ireo miaramilan'i Sisera. DH: "ho an'ireo miaramila mandroba mba hiankanjo"