plt_tn/jdg/05/29.md

28 lines
971 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny hendry indrindra tamin'ny andriambaviny
Ny hoe "andriamadikambavy" dia zanaka vavin'ny mpanjaka, fa azo adika ihany koa hoe vehivavy mpanolotsain'ny ankohonan'ny mpanjaka. DH: "vehivavy hendry indrindra"
# izy tenany ihany no namaly azy hoe
"niteny izany tamin'ny tenany ihany izy"
# Tsy efa nahita sy nizara ny babo ve izy ireo?
Nampiasa izany fanontaniana izany ilay vehivavy mba hanasongadinana fa tena niseho tokoa izany. DH: "Nahazo babo be dia be izy ireo ka mila fotoana lava mba hizarana izany."
# Vehivavy iray, na vehivavy roa ho an'ny isan-dahy... ireo nandroba?
Nampiasa izany fanontaniana izany ilay vehivavy mba hanasongadinana fa tena niseho tokoa izany. DH: "Manana vehivavy iray, na vehivavy roa ho an'ny isan-dahy... ireo nandroba."
# lamba mena
"lamba miloko" na "akanjo miloko"
# peta-kofehy
"tsara zaitra"
# am-bozon'ireo nandroba
Eto ny hoe "vozona" dia ireo miaramilan'i Sisera. DH: "ho an'ireo miaramila mandroba mba hiankanjo"