plt_tn/jdg/05/15.md

28 lines
964 B
Markdown

# Niaraka tamin'i Debora ireo andriako tao Isakara
Eto ny mpisolo tena tampisaka "ko'' dia entina ilazana an'i Debora. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa io fehezanteny io. DH: "Niaraka tamiko ireo andriako tao Isakara"
# Debora
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:4 izany anarana izany.
# Isakara niaraka tamin'i Baraka
"Isakara" eto dia entina ilazana ny fokon'i Isakara. DH: "niaraka tamin'i Baraka ny fokon"i Isakara"
# Baraka
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 izany anarana izany.
# nikoropaka nanaraka azy tany an-dohasaha teo ambany fifehezany
"nankato ny baikony ary nikoropaka nanaraka tany an-dohasaha"
# nikoropaka nanaraka
"nanaraka faingana"
# nisy fikasan'ny fo lehibe
Eto ny hoe "fo" dia midika hoe eritreritra. Miady hevitra ny olona nefa tsy mahavita manapa-kevitra ny amin'izay tokony hataon'izy ireo, tahaka ny hoe mitady ny fony izy ireo. DH: "nisy ady hevitra lehibe ny amin'izay tokony hataon'izy ireo"