plt_tn/jdg/05/14.md

747 B

Avy tany Efraima ... ny fototr'izy ireo dia any Amaleka

Ny vahoakan'i Efraima monina ao amin'ny tany izay niavin'ireo taranak'i Amelika dia resahina toy ny hoe nambolena ireo vahoakan'i Efraima ary namaka teo amin'ny tany izy ireo. DH: "avy tany Efraima, ny tany izay nonenan'ireo taranak'i Amalika"

nanaraka anareo

Eto ny hoe "anareo" dia ilazana ny vahoakan'i Efraima. Azo adika ihany koa hoe DH: "nanaraka azy ireo"

Makira

Toeram-ponenan'ireo taranak'i Makira izany. Makira dia zanaka lahin'i Manase ary zafikelin'i Josefa.

avy any Zebolona ireo izay mitondra ny tehin'ny manam-boninahitra

Fantatra amin'ny tehina entiny ireo miaramila mpitarika, famantarana ny fahefan'izy ireo izany. DH: "miaramila mpitarika avy any Zebolona"