16 lines
747 B
Markdown
16 lines
747 B
Markdown
|
# Avy tany Efraima ... ny fototr'izy ireo dia any Amaleka
|
||
|
|
||
|
Ny vahoakan'i Efraima monina ao amin'ny tany izay niavin'ireo taranak'i Amelika dia resahina toy ny hoe nambolena ireo vahoakan'i Efraima ary namaka teo amin'ny tany izy ireo. DH: "avy tany Efraima, ny tany izay nonenan'ireo taranak'i Amalika"
|
||
|
|
||
|
# nanaraka anareo
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "anareo" dia ilazana ny vahoakan'i Efraima. Azo adika ihany koa hoe DH: "nanaraka azy ireo"
|
||
|
|
||
|
# Makira
|
||
|
|
||
|
Toeram-ponenan'ireo taranak'i Makira izany. Makira dia zanaka lahin'i Manase ary zafikelin'i Josefa.
|
||
|
|
||
|
# avy any Zebolona ireo izay mitondra ny tehin'ny manam-boninahitra
|
||
|
|
||
|
Fantatra amin'ny tehina entiny ireo miaramila mpitarika, famantarana ny fahefan'izy ireo izany. DH: "miaramila mpitarika avy any Zebolona"
|