plt_tn/jdg/05/12.md

532 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ravahan'ny hay kanto hatrany ny hiran'i Debora sy Baraka.

Mifohaza, mifohaza

Eto ny olona miteny dia na 1) ny vahoakan'Israely na 2) i Debora izay miresaka amin'ny tenany ihany na 3) ilay mpintatara nanoratra ilay hira.

Debora

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:4 izany anarana izany.

Baraka ... Abinoama

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 ireo anarana ireo.

nankeo amiko niaraka tamin'ireo mpiady

Ny mpisolo tena tampisaka "ko" dia manondro an'i Debora.