# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ravahan'ny hay kanto hatrany ny hiran'i Debora sy Baraka. # Mifohaza, mifohaza Eto ny olona miteny dia na 1) ny vahoakan'Israely na 2) i Debora izay miresaka amin'ny tenany ihany na 3) ilay mpintatara nanoratra ilay hira. # Debora Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:4 izany anarana izany. # Baraka ... Abinoama Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 ireo anarana ireo. # nankeo amiko niaraka tamin'ireo mpiady Ny mpisolo tena tampisaka "ko" dia manondro an'i Debora.