16 lines
493 B
Markdown
16 lines
493 B
Markdown
# Nanosihosy irery ny voaloboka...Aho
|
|
|
|
Eto ny hoe "Aho" dia manondro an'i Yaveh. Io sarinteny io dia manondro an'i Yaveh mandringana ireo fahavalony.
|
|
|
|
# Fa efa miandry ny andron'ny famaliana Aho
|
|
|
|
Eto ny "andro" dia manondro fe-potoana.
|
|
|
|
# famaliana
|
|
|
|
Hanasazy amin'ny fomba izay hitondrana rariny Yaveh. Ny valifatiny dia tsy mitovy amin'ny valifatin'ny olona.
|
|
|
|
# ny taonan'ny fanavotako
|
|
|
|
Eto ny "taona" dia manondro fotoana voatendrin'i Yaveh mba hamerenana ny Israely amin'ny laoniny indray.
|