493 B
493 B
Nanosihosy irery ny voaloboka...Aho
Eto ny hoe "Aho" dia manondro an'i Yaveh. Io sarinteny io dia manondro an'i Yaveh mandringana ireo fahavalony.
Fa efa miandry ny andron'ny famaliana Aho
Eto ny "andro" dia manondro fe-potoana.
famaliana
Hanasazy amin'ny fomba izay hitondrana rariny Yaveh. Ny valifatiny dia tsy mitovy amin'ny valifatin'ny olona.
ny taonan'ny fanavotako
Eto ny "taona" dia manondro fotoana voatendrin'i Yaveh mba hamerenana ny Israely amin'ny laoniny indray.