plt_tn/isa/59/17.md

532 B

Mitafy fahamarinana ho saron-tratra Izy ary aro-loha famonjena eo amin'ny lohany. Nitafy akanjo valifaty izy ary nanao ny zotom-po ho aron'akanjo

Ny "saron-tratra", "aro-loha", "akanjo", ary "aron'akanjo" dia fitafiana hanaovana amin'ny ady. Manoritsoritra an'i Yaveh ho nanao ireo zavatra ireo mba hanasaziana ny vahoakany Isaia.

aron'akanjo

akanjo lava mivaha, mirebareba

Novaliany noho izay vitany izy ireo

Manoritsoritra ny tranga hoavy toy ny hoe efa nitranga tany aloha Isaia. Midika izany fa hitranga tokoa izany.